kolontsaina

40 taona niakarana an-tsehatra Mampanantena seho maro i Poopy


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Hankalaza ny faha-40 taona niakarany an-tsehatra amin’ity taona 2023 ity i Poopy. Mampanantena ny mpankafy azy hatramin’izay ka hatramin’izao izy,

noho izany, fa hisy ny seho maro samihafa iarahana aminy, ho ivon’ny fankalazana. Ny taona 1983 moa no nanomboka nihira i Poopy. Andrasan’ireo mpankafy fatratra, araka izany, izay fotoana heverin’izy ireo fa tena lehibe izay.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT