kolontsaina

Kiaka sy Green Hanao “Bonne année rock”


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Ny zoma 27 janoary izao no fotoana voalohany amin’ity taona ity no sady efa elaela izay iarahana indray amin’ireo zokibe tarika mpiangaly ny rock malagasy dia ny tarika Kiaka sy ny tarika Green.

Etsy amin’ny Espace Dera Tsiadana izy io manomboka amin’ny 9 ora alina, hoy ny fampitam-baovao voaray. Amin’izay maha fampisehoana voalohany azy izay moa dia ho fifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2023 ihany koa, araka izany, izy ity saingy amin’ny fomba Rock. Izay rahateo moa, hoy hatrany ny fanazavana, no antony nampisalorana ny anaran’ny fampisehoana hoe “Bonne année rock”.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT