kolontsaina

Fetin’ny mpifankatia Andeha aloha ry NjakatianaFetin’ny mpifankatia Andeha aloha ry Njakatiana


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Somary andeha aloha kely mihoatra ireo namany ry Njakatiana sy ny tariny raha ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia amin’ity taona 2023 ity no resahana.

Nampita vaovao moa ny mpanakanto fa ny 10 febroary izao izany no ho hirainy etsy amin’ny Athana Royal Event ery Ivato ery. “Saint Valentin exceptionnel”, izany hoe fetin’ny mpifankatia miavaka no ho tanterahana amin’io alina io, hoy ny mpikarakara. Ny datin’ny 14 febroary moa, raha tsiahivina hatrany, no tena natokana ho fahatsiarovana ity heverina fa olo-masina niaro ny fitiavana antsoina hoe “Valentin” ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT