• Alatsinainy 16 Janoary 2023
kolontsaina.Kabary Manamarika ny faha 60 taonany ny FI.MPI.MA

Nanamarika ny androm-pirenena ho an’ny kabary ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy omaly Alahady 15 Janoary tao amin’ny hotel le pave Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2023
kolontsaina.TENY GASY Fambolen-kazo : ataovy Fady sy Faritra Mena ny ala !

Mirotsaka tsikelikely ny orana, miantomboka ny fahavaratra, fotoana fanatanterahana ny fambolen-kazo» : tsy efa somary tara ve ny Fahavaratra raha 29 desambra 2022 vao «mirotsaka tsikelikely ny orana» ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2023
kolontsaina.Silo sy ny mozikany Hisantantra ny taona etsy Anosy

Hisantatra ny taona etsy Anosy ny alin’ity zoma ity i Silo sy ny mozikany. Fihaonantsika hifampiarahabantsika amin’ny fombantsika io,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2023
kolontsaina.Misaona ny Hip Hop Malagasy Nodimandry I Tax Bouta

Nodimandry teo amin’ny faha-42 taonany Rafanomezantsoa Iarisolo, fantatra tamin'ny anaran-tsehatra hoe Tax Bouta izay mpikambana sy mpamorona ny tarika Rapadango,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2023
kolontsaina.Fihoaram-pefy eny amin’ny toera-manan-tantara na vakoka “Ho tomponandraikitra izay tsy manakana na mampitandrina”

Nanao fanambarana omaly ny fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara na ANTM fa manameloka ireny zava-nisy teny Ambohimanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
kolontsaina.Misaona ny mozika malagasy Nodimandry i Hery Razakamahefa

Nodimandry i Hery Razakamahefa, mpitendry zava-maneno toy ny lokanga na "violoniste" fantatry ny maro no sady mpampianatra mozika sy mpamoron-kira ary mpitarika orkesitra ihany koa,

Hamaky ny tohiny
FTT