• Zoma 31 Martsa 2017
kolontsaina.Fikaonandohan’ny Akademia Malagasy Hamantatra ny tena marina momba ny raharaha 1947

Nanokatra ny fikaonan-doha mifantoka amin’ny fanamarihana ny faha-70 taonan’ny tolom-panafahana 1947 notanterahina teny amin’ny Akademia Malagasy teny Tsimbazaza ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2017
kolontsaina.Fampisehoan'i Njila sy Poopy Mpanohana ofisialy ny Airtel

Ny alahady 9 aprily ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora folakandro no hotanterahina etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay fampisehoana goavambe nampitondraina ny lohateny hoe : “Firaisankina”, tanterahin’i Njila sy Poopy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2017
kolontsaina.Tetikasa “Start up” an’ny Kentia Holding Tanora 4 hiatrika ny dingana famaranana

Tonga eo amin’ny dingana famaranana ankehitriny ilay tetikasa Start up entina hanandrana sy hanohanana ireo tanora Malagasy manana orinasa vao nitsangana tao anatin’ny dimy taona, nokarakarain’ny Kentia Holding.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Martsa 2017
kolontsaina.Haisoratra sy kabary Nivoaka ny "Saontsin-droazako"

Mbola betsaka amin’ireo kolontsaina isam-paritra eto amintsika, arahin’ny fomban-tany ny manakana ny vehivavy tsy hikabary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
kolontsaina.Fampivoarana ny kolontsaina Hanampy ny tanora Malagasy ny LCC

Hanampy ny tanora Malagasy amin’ny fifehezana sy ny fampivoarana ny kolontsaina misy ny Centre de langue et de la culture ( LCC) naorin-dRaoelijaona Bodo,

Hamaky ny tohiny
FTT