kolontsaina

Hira ho an’i Neny tetsy amin’ny CCESCA Latsa-dranomaso i Rolland Raoelison


  • Alatsinainy 29 Mey 2017

Tao anatin’ilay fampisehoana « Hira kanto ho an’i Neny » niangalian’i Rija Ramanantoanina sy Mahery, Fanja, Faniry Raoelison, ny tarika Ny Nanahary ary ny tarika M.R.

 Razafy nanasongadina ny hiran-dRolland Raoelison izay mandalo eto an-tanindrazana ankehitriny dia latsa-dranomaso ity andrarezin’ny hira Malagasy izay efa hananika ny faha-80 taona niainany amin’io taona 2018 ho avy io ny namerenana indray ilay hira noforonina “ Neny” . Nambarany fa vao 8 taona monja izy dia efa nindaosin’ny fahafatesana ny reniny ka izay no tsy nahatanany ny ranomasony teo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana KaratĂ©
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT