• Alakamisy 20 Aprily 2017
kolontsaina.Zaridaina Ampefiloha Hitondra ny anaran’ny Lions Club International

Notokanana omaly Alarobia 19 Aprily ny tsangambaton’ny Lions Club International etsy Ampefiloha. Nomarihana tamin’ny fomba Ofisialy izany tamin’ny alalan’ny lanonana tsotra natrehan’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny fianakaviamben’ny Lions Club International notarihan’ny Governora Distrika 403 B2, Rakotozafy Fidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
kolontsaina.Ampanjaka eto Madagasikara Hanorina tranombakoka manerana ny nosy

Afa-po tamin’ny fampirantiana fampahafantarana ny kolontsaina sy ny vakoka Mahafaly teny amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny FCRTM (Fédération des Communautés Royales Traditionnelles de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2017
kolontsaina.Ampanjaka eto Madagasikara Hanangana tranombakoka manerana ny nosy

Afa-po tamin’ny fampirantiana fampahafantarana ny kolontsaina sy ny vakoka Mahafaly ny herinandro lasa teo teny amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny FCRTM (Fédération des Communautés Royales Traditionnelles de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
kolontsaina.Fanamboarana ny tranombakoka Mahafaly 400 tapitrisa ariary no ilaina

Efa tamin’ny taona 1999 no naorina tao Ampanihy Andrefana ny tranombakoka Mahafaly saingy io omaly io vao nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha ny fisiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Aprily 2017
kolontsaina.Jean Emilien Nodimandry teo amin'ny faha-54 taonany

Nodimandry tampoka teo amin'ny faha-54 taonany omaly alarobia 5 aprily tamin'ny 4 ora maraina i Jean Emilien Rakotonandrasana na i Jean Emilien no nahafantarana azy teo amin’ny sehatry ny zava-kanto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2017
kolontsaina.Horonantsary GISA MAINTY Hanatsikafona ny paikady maloton’ireo mpanao politika

Miroso hatrany amin’ny famokarana horonantsary mahaliana ny mpankafy ny tranom-pamokarana Scoop digital amin’izao fotoana izao. Raha ny resa-politika no tena malaza ankehitriny dia tsy tara izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT