• Sabotsy 20 Mey 2017
kolontsaina.IKM Antsahavola, ONG Lalana Hiara-kiasa amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena

Sonia telo sosona no indray notontosaina tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena afaka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Mey 2017
kolontsaina.Jounée de l’Afrique Nomena lanja ny tanora

Nomarihana omaly zoma 19 mey teny Ivandry ny andron’i Afrika na ny « Journée de l’Afrique » 2017 niaraka tamin’ny fankalazana ny faha-54 taona nijoroan’ny Firaisambe Afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
kolontsaina.NJAKATIANA Mankalaza ny faha-25 taona niakarany an-tsehatra

Mankalaza ny faha-25 taona niakarany an-tsehatra i Njakatiana. Fampisehoana goavam-be hotanterahina eny amin’ny Coliseum Antsonjombe

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Mey 2017
kolontsaina.Tarika Ny avo Hitondra an-tsehatra ny halehiben’ny finoany

Sambany hanao kaonseritra fampahafantarana rakikira ny tarika Ny avo taorian’ny rakikira roa efa navoakany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2017
kolontsaina.Asa tanana Malagasy Mihavitsy ny akora ampiasaina fa raofin’ny vahiny

Misedra olana goavana ny amin’ny havitsian’ny akora hampiasainy amin’izao fotoana izao ireo mpanao asa tanana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aprily 2017
kolontsaina.HORONANTSARY GISA MAINTY Tena nankafizin’ny mpijery

Fahombiazana tanteraka no azon’ny tranom-pamokarana Scoop digital nandritra ny famoahany voalohany ilay horonantsary “Gisa mainty” teto an-drenivohitra tamin’ny Alatsinain’ny Paska lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT