kolontsaina

Minisiteran’ny kolontsaina Mikarakara tolo-tanana ho an’i Haingo Poeta


  • Alakamisy 13 Jolay 2017

Miharatsy hatrany ny toe-pahasalaman’i Haingo Poeta na Razafiharijaona Haingo Michel. Antony nanosika ny minisiteran’ny kolontsaina amin’ny

alalan’ny OFNAC rantsana iray ao aminy hikarakara tolo-tanana ho an’ity mpahay kanto iray ity. Teny amin’ny tranombokim-pirenena Anosy  omaly  no nanokafana tamim-pomba ofisialy ny hetsika izay hiantsoana  ny fianakaviamben’ny mpanakanto rehetra. Tsy izy ireo ihany no hangatahina fanampiana, hoy Randriakoto Samuelson Daumet, tale jeneralin’ny OFNAC fa eo ihany koa ny olon-tsotra sy ny malala-tanana ary ireo Malagasy rehetra manerana ny Nosy. Mbola hisy ny fanomezan’izy ireo laharam-pinday hahafahana mandefa vola avy hatrany any amin’ny fianakavian’i Haingo hahafahana mitsabo sy mikarakara ity farany.

 Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT