• Alakamisy 03 Aogositra 2017
kolontsaina.Fifaninanan-kira karakarain’ny AFT Amin’ny 02 septambra ny fifanintsanana voalohany

Hotontosaina ny 02 septambra ho avy izao ny fifanintsanana voalohany amin’ilay fifaninanan-kira amin’ny fiteny Frantsay, karakarain’ny AFT etsy Andavamamba.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
kolontsaina.Nofo mangatsiakan’i Régis Gizavo Hiazo an’i Toliara anio

Tonga tetoan-tanindrazanaomalymarainanynofomangatsiakan’ilaympanakantoMalagasy malaza eran-tany Régis Gizavo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
kolontsaina.Olombelo Ricky Hampiara-peo amina andriambavilanitra maromaro

Toy ny fanaony isan-taona dia hotanterahina ny 27 jolay ho avy izao etsy Antsahamanitra ilay hetsika Malaza azy vita Baka, hiarahana amin’ny olombelo Ricky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jolay 2017
kolontsaina.Olombelo Ricky Hampanala azy ny efa zokiny

Miditra amin’ny andiany faha-25 amin’ny 27 jolay izao etsy Antsahamanitra ny hetsika Manala azy vita bacc niarahana tamin’ny mpanakanto Olombelo Ricky isaky ny vita fanadinana bakalorea tao anatin’ny 25 taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2017
kolontsaina.Airtel beach party andiany faharoa Hanomboka ny 06 aogositra ho avy izao indray

Taorian’ny fahombiazana azon’ny mpikarakara orinasam-pifandraisana Airtel sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy tamin’ilay hetsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Jolay 2017
kolontsaina.Hiragasy makotrokotroka eny Ambohijatovo Mpijery 3.000 isaky ny alahady no andrasana

Raikitra indray ilay hetsika hiragasy makotrokotroka, fanao isaky ny vakansy lehibe tahaka izao eny amin’ny zaridainan’Andohalo.

Hamaky ny tohiny
FTT