• Alarobia 16 Aogositra 2017
kolontsaina.Honoré Rakotomanana Mila homena lanja ny tanora

Saika tsy nisy valaka tamin’ny nambaran’ny praiminisitra, Solonandrasana Mahafaly tany Fianarantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aogositra 2017
kolontsaina.Tanora miatrika fiofanana arak’asa Notohanan’ny Aquamad sy Schneider Electric ara-pitaovana

Ny tanora no tena ho avin’ny firenena iray ka mila fanohanana hoy Andry Ramaroson, anisan’ire tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Schneider.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aogositra 2017
kolontsaina.Airtel beach party Fahombiazana, nahatratra 10.000 ny olona tonga

Fahombiazana tanteraka no azon’ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar sy ny F&H tamin’ilay hetsika Airtel Beach Party notanterahina tao Mahajanga ny 06 Aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2017
kolontsaina.Asa tanana vita amin’ny landy Manomboka manahirana ny akora fototra

Asa iray anisan’ny mamelona fianakaviana an-jatony ny fanaovana asa tanana vita amin’ny landy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Aogositra 2017
kolontsaina.Festival Lampogno Tadiavina mpanao politika hosomparana

Hatao any Antsohihy ny 24 ka hatramin’ny faha 27 aogositra izao ny Festival Lampogno.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
kolontsaina.Festival Lampogno Tadiavina mpanao politika hosomparana

Nampahafantarina tetsy amin’ny tranom-bokim-pirenena etsy Ampefiloha ny alakamisy teo ny fandaharam-potoana mandritry ny andiany faha 10 amin’ny festival Lampogno izay hatao any Antsohihy ny 24 ka hatramin’ny faha 27 aogositra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT