kolontsaina

Fanjakana sy ny Rotary Hiara-kiasa amina sehatra maro


  • Alakamisy 31 Aogositra 2017

Mitsidika an’i Madagasikara i Manoj Vaghjee, Governoran’ny Distrika Rotary 9220 Oseana Indianina, ho an’ny taom-piasana 2017 – 2018.

 

 Hijery ireo sahanasan’ny Rotary Club sy hamangy ireo sampana Rotary eto Madagasikara izy mandritra izao diany eto izao. Nisy omaly ny fihaonan’ny delegasiona notarihiny tamin’ny Filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha. Nivoitra tamin’ny fifampiresahan’ny an-daniny sy ny an-kilany, ka nivoitra tamin’izany ny hanamafisana ny ady amin'ny fiovaovan'ny toetr’andro amin'ny alalan'ny fambolen-kazo, ny fiadiana amin'ny tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra, indrindra ny tsy fahaiza-mampiasa ny informatika sy ny nomerika ary ny tambajotra aterineto sy ara-tsosialy.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT