kolontsaina

Poezia Efa misy matihanina


  • Talata 05 Septambra 2017

Anisan’ireo poeta mbola tanora Razakason Fidy, fantatra amin’ny anarana maha mpanakanto Fify Razakason.

 

Teo amin’ny faha-16 taonany no nitsiry ny fitiavany poezía ary efa 7 taona izao no nilalaovany ity taranja ity. Toy ny kabary dia kolontsaina efa miroborobo ihany koa  ny tononkalo sy ny poezia, hoy izy, satria marobe ireo fikambanana izay mivoy izany amin’izao fotoana. Misy mihitsy ny matihanina amin’izy ity saingy tsy mbola mahavelona aloha eto amintsika fa ny fitiavana ny kanto sy ny fitiavan-tanindrazana manokana, no tena manosika ahy hiangaly azy. Lafo rahateo ny fanontana boky rehefa hamokatra sangan’asa. Amboaran-tononkalo roa no efa navoakan’ity poeta ity ka nampitondrainy ny lohateny hoe :« Sokoela » ilay farany teo.

 

J. Mirija

 


 



 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT