- Zoma 25 Aogositra 2017
kolontsaina.Miss Jeunesse Madagascar Razafimahaleo Daniellah no lany
Razafimahaleo Daniellah, tovovavy kely vao 16 taona avy any Fianarantsoa no lany hisalotra ilay anarana Miss Jeunesse Madagascar taona 2017.
Hamaky ny tohinyRazafimahaleo Daniellah, tovovavy kely vao 16 taona avy any Fianarantsoa no lany hisalotra ilay anarana Miss Jeunesse Madagascar taona 2017.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny taona 2015 tokony hanatanterahana ny fifidianana izay ho filohan’ny birao mpanatanteraky ny fikambanana FI.ANTA na ny
Hamaky ny tohinySambany no hotanterahina eto amintsika ilay hetsika taom-baovao Malagasy iraisana izay hiparitaka manerana ny faritra 22.
Hamaky ny tohinyNy hira ara-pilazantsara no hahafantaran’ny maro ny Tarika Zarah . Anarana notsoahina avy amin’ny hoe : « ZARAina ny Hafatra » ny hafatra io hoe « Zarah » io.
Hamaky ny tohinyNodimandry tamin’ny alahady 20 aogositra teo amin’ny faha-45 taonany i Mamy Rajaonarivelo mpisehatra fototra lehilahy tao amin’ny Tropy Jeannette, izay tropy Teatraly zokiny indrindra eto Madagasikara satria niorina tamin’ny taona 1929.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy teo rehefa naharitra iray volana mahery ilay hetsika “Ndao hilalao” nokarakarain’ny fikambanana Lato tetsy amin’ny ANS Ampefiloha.
Hamaky ny tohiny