kolontsaina

Ramiandravelo José - Tropy Victor Solo Nodimandry teo amin’ny faha-61 taonany


  • Alatsinainy 27 Novambra 2017

Misaona indray ny tontolon’ny zava-kanto Malagasy ary ny Teatra manokana fa nodimandry ny faran’ny herinandro lasa teo teny amin’ny HOMI Antananarivo teo amin’ny faha-61

taonany noho ny aretina AVC nahazo azy i José na Ramiandravelo Andriamahasoa  Joseph mpisehatra fototra tao amin’ny tarika tetraly Victor Solo nanomboka tamin’ny taona 1983.  Fantatra fa eny amin’ny fasan-drazany eny Alasora no halevina ny nofo mangatsiakany rehefa avy atao veloma farany sy hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana JKM Anjanahary Maritiora. Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviany sy ny fianakaviamben’ny Teatra Malagasy izahay eto amin’ny Tia Tanindrazana sy ny “Groupe Vidivarotra”.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT