kolontsaina

Fialam-boly Mitombo isa ireo trano fijerena sarimihetsika


  • Talata 03 Aprily 2018

Fialam-boly somary nangingina ary tsy dia re firy intsony ny fijerena sarimihetsika na ny sinema eto amintsika. Efa manomboka miverina amin’ny laoniny anefa izy io ankehitriny.

Nosokafana tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo teny Ambodivona indray mantsy ny “Cinepax”,  volana vitsy taorian’ny nisokafan’ilay iray  etsy Ampefiloha.  Fandefasana  horonantsary maimaimpoana  nandritra ny ora roa ho an’ny mpanao gazety no nisantarana izany  narahina fanokanana ny fotodrafitrasa tamim-pomba ofisialy. Anisan’ny hampiavaka ny Cinepax ny toerana misy azy izay natao afovoan’Antananarivo mihitsy mba tsy hanahirana ny olona. Eo ihany koa ny sary alefany izay misy ho an’ny sokajin-taona rehetra sady azo hisafidianana tsara entina hampitomboana hatrany ny fitiavan'ny olona ny sinema. Amin'ity volana aprily ity ihany dia efa hisy ny handefasana horonantsary fohy na rencontre des films courts entina hanomezana fahafaham-po ny rehetra. Natao manara-penitra mihitsy ny Cinepax ahitana toy ireo karazana jiro miasa ao anatiny, ny seza hipetrahana...

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT