kolontsaina

Sarimihetsika « Tsy hivadi-belirano » Efa azo ny alalana hanodina azy


  • Sabotsy 14 Aprily 2018

Hanomboka tsy ho ela ny fanodinana ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe « Tsy hivadi-belirano » izay kasaina hivoaka ny volana desambra izao, raha ny nambaran’i Tcheck Julien Matsubara, anisan’ireo ho mpilalao ao anatin’ity sarimihetsika miharo fanadihadiana ity.

 Ny hampiseho ho fantatr’olona ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny fokonolona sy mpitandro filaminana no tanjona. Efa azo ny alalana amin’ny fanodinana ny sarimihetsika ary hitari-dalana ireo mpitandro filaminana, hoy hatrany i Matsubara izay sady mpanakanto mpihira ihany koa. Vaovao farany mahakasika azy manokana kosa dia eo am-panomanana rakikira poa-droa in-droa miantoana ny tenany amin’izao fotoana. Ahitana hira manodidina ny 20 avy kosa ireo rakikira hivoaka, raha ny nambarany hatrany.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT