kolontsaina

School Tournament 3X3 Zone 2 Fantatra koa ireo tafita hiatrika ny famaranana


  • Alakamisy 07 Jona 2018

Fantatra tamin’ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina ireo ekipa ao amin’ny « ZONE 2 » izay hanampy an’ireo tafita tao amin’ny « ZONE 1 » hiatrika ny dingan’ny famaranan’ny « School Tournament 3x3 hotontosaina ao amin’ny Kolejy Saint Michel Amparibe amin’ny faha-16 jona 2018 ho avy izao.

 
U15 Filles : 1- SFX 1 Antanimena ; 2- Rossignols Ambohimanarina ; 3- SFX 2 Antanimena ; 4- Pépite d'Or Ambohimanarina.

U18 Filles : 1- Rossignols Ambohimanarina ; 2- SFX 1 Antanimena ; 3- Lycée Andoharanofotsy ; 4- SFX 2 Antanimena.

U15 Garçons : 1- CEG Antanimbarinandriana ; 2- SFX 2 Antanimena ; 3- SFX 1 Antanimena ; 4- ESCA 1 Antanimena ; 5- ESCA 2 Antanimena ; 6- Chaperon Rouge Tsimbazaza.

U18 Garçons : 1- St Antoine 2 Ankadifotsy ; 2- SFX 1 Antanimena ; 3- ESCA Antanimena ; 4- LTP Mahamasina ; 5- SFX 2 Antanimena ; 6- St Antoine 1 Ankadifotsy.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT