kolontsaina

Raharaham-pirenena sy kolontsaina Tsy afa-misaraka, hoy i Michel Le Dragon


  • Alarobia 03 Oktobra 2018

Hankalaza ny faha-50 taona nisiany ato ho ato ny fikambanana Gakama na Gasy ka mahery izay tarihin’ilay andrarezin’ny haiady eto Madagasikara, Maitre Michel Emmanuel na Michel Le Dragon.

 

 

 

Antony tsy hirosoana amin’ny fankalazana ny fiatrehana ny raharaham-pirenena, hoy izy. Matetika tsy afa-misaraka ny kolontsaina sy ny raharaham-pirenena. Izahay dia mandray anjara feno amin’izay raharaham-pirenena izay saingy manandratra avo ny kolontsaina ho fototry ny fampandrosoam-pirenena ary maniry mba hisotro ronono amin’izay ny politika politisianina. Maniry ihany koa izahay mba ho mpitondra matahotra firazanana no ho lany eo. Tsy mbola manana kandida hotohanana izahay satria tsy fantatray izay vazaha manohana ireo. Izay tsy manana vazaha manohana no irianay ho lany, hoy ity mpahaiady ity.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT