kolontsaina

Iniah sy Allkiniah Hampirevy amin’ny « Seho Rock maro loko »


  • Talata 09 Oktobra 2018

Efa betsaka ny tanora tia sy mirona amin’ny mozika rock eto Madagasikara.

 Anton’ny ikarakaran’ny Ivenco ny hetsika hiarahana amin’ny tarika Iniah sy Allkiniah izay samy mpanao mavesatra izany ary hatao amin’ny alahady 14 oktobra ao amin’ny dôme RTA Ankorondrano manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Haharitra adiny 3 eo ny fampisehoana ary ho avy hanafana ny sehatra amin’ny fivahinianany ao ihany koa ny tarika Sasamaso  amin’io fotoana io. Eo amin’ny hira 30 eo ho eo no hovetsoina amin’io ka ny tarika Allkiniah no hanokatra ny fotoana. Avy eo dia hivazo ny “gadra” sy ny “fiainana” miaraka amin’ny tarika Iniah ny mpankafy mavesatra.  

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT