kolontsaina

Kapsilinaka Kilalao mety hahazoana loka isan’andro


  • Alarobia 10 Oktobra 2018

Kely sisa dia hikatona indray ny fotoam-pialantsasatra lehibe. Mba hahafahana mamalifaly ny isam-pianakaviana, indrindra fa ny ankizy tia misotro zava-pistro Fresh dia natomboka ny fiandohan’ny volana oktobra teo ilay lalao Kapsilinakà,

karakarain’ny orinasa star sy ny telma.  Mahazo loka avokoa izay rehetra  mandray anjara manomboka amin’ny someso maimaimpoana na fahafahana mampiasa aterineto maimaimpoana. Misy ihany koa ny loka goavana toy ny fiara roa, moto roa, solosaina entin-tanana ary finday avo lenta mety ho azon’ireo tsara vintana rehetra. Ny zava-pisotro fresh manana kapsily mavo ihany anefa no azo hanaovana ny lalao. Kikisana  ny tarehimarika ao ambadiky ny kapsily ary hampidirina amin’ny finday avy hatrany miaraka amin’ny kaody #431#  . Mamaly avy hatrany  ny telma aorian’izany mikasika izay mety ho loka azon’ny mpandray anjara. Amin’ny herinandro ho avy io moa dia hosarihina sahady ilay fiara iray tsara tarehy.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT