kolontsaina

Festival d’art urbain andiany fahadimy Afaka hanampy ireo ONG mandritra ny hetsika ireo mpanakanto


  • Sabotsy 13 Oktobra 2018

Hotanterahina eny amin’ny Fiat Galleria Behoririka manomboka ny 18 oktobra ho avy izao, haharitra 12 andro ilay hetsika “Festival d’Art Urbain” andiany fahadimy entina hanomezan-danja ny sora-drindrina.

 

 

 

 Ankoatra ny  fampirantiana ireo karazana asa tanana  maro isan-karazany dia  hisy ny  fandraisan’ireo mpanakanto ireo karazana ONG mitaiza ankizy ôtista sy sahirana  eto amintsika mandritra izany. Hatokan’izy ireo hanampiana ireny ONG ireny mantsy ny 20 %-n’ireo  sangan’asa lafony hahafahana manampy ireo fikambanana mpanao asa soa ireny. Anisan’ny manohana akaiky ny hetsika ny Fiat, izay mpanokatra fiara vita avy any Italia tsy zoviana amintsika intsony. Nosafidiany hotohanana ny Festival  d’Art Urbain noho ireto farany manome lanja ny zava-kanto.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT