kolontsaina

Fikambanana Tandroharena Mitohy ny fanandratana ny kolontsaina malagasy


  • Alatsinainy 01 Jolay 2019

Soa fa teo ny Barean’i Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana ara-kolontsaina Tandroharena, mamoha indray ny fitiavan-tanindrazana sy firaisankinam-pirenena amin’ny

 

 

alalan’ny baolina kitra any amin’ny CAN 2019 atao any Ejipta fa raha ny fivakisan’ny fiarahamonina malagasy mitady hiseho tato ho ato dia tena mampanahy. Zava-dehibe ny fiezahana hatrany manandratra ireo kolontsaina malagasy amin’ny fampitana ireo soatoavina nampiavaka antsika. Mbola ezaka ataon’ny fikambanana hatramin’izao io araka izay tratry ny heriny. Manentana ireo mpisehatra hafa eo amin’ny kolontsaina hatrany ihany koa ity fikambanana ity mba handray ny andraikiny amin’ny fampahafantarana ny tena dikan’ireny soatoavina nampiavaka antsika ireny satria izany no lalana hahafahana manavotra ny fiarahamonina eto, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT