- Talata 09 Aprily 2019
kolontsaina.Taom-baovao Malagasy tany Itasy Niavaka, nahasarika olona marobe tokoa
Niavaka ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy nokarakarain’ny fikambanana Fitohasina sy ny foiben’ny trano koltoraly Malagasy natao tany Miarinarivo sy Soavinandriana, Faritra Itasy ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny