- Alarobia 15 Jolay 2020
kolontsaina.Nanisana Nosamborina ireo mpampiady akoho
Nampody olona tany amin’iny Nanisana iny ny polisy no sendra ireo olona mitangorongorona mijery adin'akoho.
Hamaky ny tohinyNampody olona tany amin’iny Nanisana iny ny polisy no sendra ireo olona mitangorongorona mijery adin'akoho.
Hamaky ny tohinyNankatoavina ny fanatanterahana ny hetsika ara-kolontsaina sy fomban-drazana « Fitampoha-Fanompoambe 2020 » ny 6 jolay teo tao amin’ny Doany Miarinarivo,
Hamaky ny tohinyEfa misy naoty avoakan’ny minisitera tompon’andraikitra hatrany, hoy ry zareo eo anivon’ny ANTM,
Hamaky ny tohinyNy 14 septambra 2018 no nalaza ho nisy nahita tao Paris- Frantsa, ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona I izay very tao amin’ny
Hamaky ny tohinyRaikitra fa tanterahina ao amin'ny Doany Miarinarivo efadahy Manankasina, ao amin’ny Fokontany Tsararano Ambony, Distrikan’i Mahajanga I, ny 6 jolay 2020 izao ny Fitampoha na fanompoam-be izay fomba amampanaon’ny foko Sakalava Boeny.
Hamaky ny tohiny« TSIA, tsy misy asan'ny Kianja Masoandro miato izany mihitsy e! », hoy ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy tamin’ny tambazotra sosialy facebook.
Hamaky ny tohiny