• Talata 15 Septambra 2020
kolontsaina.Chandoutis Raoera “Fotoana hampiharana ny soatoavina izao ”

Aretim-be ny Coronavirus ary ny soatoavina Malagasy dia mametraka fa voalohan-karena ny fahasalamana, hoy ny mpampianatra mpikaroka momba ny politika, Chandoutis Raoera.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
kolontsaina.Fanajana fepetra Mbola voarara ny famadihana

Ao anatin`ny vanim-potoanan` ny famadihana izao isika eto Madagasikara. Sarobidy loatra ho an` ny Malgasy izay mbola mandalina izany noho izy fomban-drazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
kolontsaina.Mpamokatra horonantsary Malagasy Lasa hihazakazahan’ny mpanambady

Somary henjakenjana toy ny nahazo ny olon-drehetra koa ny nahazo anay mpisehatra eo anivon’ny famokarana horonantsary malagasy, hoy ny mpamokatra, Keylash Youme.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
kolontsaina.Mpitsabo Malagasy FITRAMA Nanokatra ny Dream Fitness eny 67 ha

Miezaka hatrany ny hanatsara ny sehatry ny fitsaboana izay sahaniny ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA tantanan-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
kolontsaina.Hazotsifantatra ao Andasibe Tsy azo hanaovana maloto, misy manao voady

Hazo iray izay mbola tsy fahita any amin’ny firenen-kafa, tsy maniry any amin’ny toeran-kafa ankoatra ny ao amin’ny valan-javaboaharin’Andasibe ny hazotsifantatra. Mirefy 15 metatra eo ho eo ny halavany ary maromaro izy ireo no hita manamorona ny ranon’Analamalotra ao amin’ity valan-javaboahary iray ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
kolontsaina.Raharaha Colisée Anatirova Nifampiresaka tamin’ireo ben’ny tanàna hafa ny Komba

Ny hevitra nianganay tao anatin’iny fangatahana, izay nambaran’ny HCC fa hoe tsy azo raisina iny, dia hoe tokony manana ny anjara andraikiny ary manana

Hamaky ny tohiny
FTT