kolontsaina

Asa tanana Malagasy Vahiny sy Malagasy any an-dafy no tena liana


  • Talata 15 Septambra 2020

Tsy dia nisy ny tsena teo amin’ny tontolon’ny asa tanana nandritr’iatra sy mpivarotra asa tanana Malagasy vita amin’ny hodi-biby iray etsy Antsahazay fihibohana izay raha ny fanadihadiana natao taminampamokvola

 

 

. 2  volana aza moa tena tsy nisokatra mihitsy ny toeram-pivarotana, hoy ny fanazavan’ny tompon’andraikitra. Tamin’ny fotoana niverenan’ny fisokafana indray dia misy fotoana kapa 1 no lafo ao anatin’ny herinandro. Tamin’ireny fotoana mbola tsy nidiran’ny Coronavirus ireny aza moa, hoy izy, nisy fotoana entana 1 monja isan’andro no lafo. Maro karazana ireo vokatra amidy, toy ny poketra, poketram-behivavy, malety, poketram-bola, fehikibo, kiraro, satroka. Hoditr’omby, hoditr’ondry, hodi-bibilava kosa no akora fampiasa. Raha misy mpanjifa miisa 10, hoy hatrany izy, dia 6 amin’ireo ihany no Malagasy ary saika Malagasy mila ravinahitra any an-dafy. Antony maha lafo ireo entana amidy ihany koa, raha ny fanazavan’ireto mpisehatra amin’ny asa tanana ireto, dia ny tsy fisian’ny akora hiasana satria tsy misy ny vola hanjifana izany. Izahay no manamboatra sy mikarakara ary maka ireo akora hanaovana ny entana amidinay any Sina, hoy izy. Manodidina ny 130.000 ariary ka hatramin’ny 800.000 ariary moa no vidin’ireo entana ao amin’ity magazay iray ity, raha ny fanampim-panazavany hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT