kolontsaina

Fitsaboana nentim-paharazana Misandrahaka manerana ny nosy FITRAMA


  • Talata 15 Septambra 2020

Taorian’ny nisitahan-dRakotondranaivo Jean Pierre dia nivondrona nanambatra heriny tanteraka ireo Mpitsabo nentim-paharazana eo anivon’ny orinasa FITRAMA manerana ny Nosy, tantanan-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

 

 

 

 Hery lehibe manosika azy ireo ny antso avo nataon’ny Filoham-pirenena tamin’ny volana Martsa lasa teo mikasika ny ady hatao amin’ny valan’aretina Covid 19 izay mbola tsy resy. Ankoatra ity valan’aretina ity dia maro ny aretina tsaboin’izy ireo toy ny homamiadana, diabeta, voa …ary efa maro no sitrana. Efa misandrahaka amina faritra maro ny Mpitsabo Malagasy FITRAMA araka izany ary io marika io no mipetaka amin’ny tavoahangy misy ny fanafody vokariny. Anisan’ny efa ahitana azy ny ao Ambolomadinika Toamasina, ny ao Amborongony Toliara, ny ao Sakaraha, ny ao Anosizato Atsinanana, ny eny amin’ny 67 ha, ny ao Mahitsy, Antsirabe, Arivonimamo, Imerintsiatosika, Analavory, Tsiroanomandidy, Manjakandriana, Vatomandry ary Mahanoro. Ho avy tsy ho ela kosa ny any Mampikony, Port Berge, Antsohihy, Sambava, Antsiranana ary Nosy Be.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT