kolontsaina

Lolo sy ny tariny, Rija R, Kiady Hampirevy ao Ambila Lemaitso


  • Talata 29 Septambra 2020

Azo lazaina ho fanokafana ny fiverenan’ny fizahantany ao Ambila Lemaitso ny seho miavaka atolotr’ireo kalaza Malagasy amin’ny mozika akostika hatao ao an-toerana ny 23 ka hatramin’ny 25 oktobra izao.

 

 

 

Ny tarika Lolo sy ny tariny, Rija Ramanantoanina, Kiady no hiara-kisalahy ao anatin’izay 3 andro izay ary na ny lohatenin’ny fiarahana aza moa dia hoe “Diavolan-ko lava”. Miendrika afon-dasy goavana ny fampisehoana, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Hampirevy ireo rehetra monina sy mandalo ao Ambila Lemaitso kosa no tanjona ho an’ireo mpanakanto hanamaivanana ny rarintsaina nentin’izay fihibohana lavareny izay.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT