- Zoma 03 Jolay 2020
kolontsaina.Misaona ny tontolon’ny zava-kanto Nodimandry tampoka i Bakomanga
Nodimandry tampoka omaly alakamisy 2 jolay teo amin’ny faha-67 taonany Rasoarinala Mariette fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Bakomanga eo amin’ny tontolon'ny zava-kanto.
Hamaky ny tohiny