kolontsaina

Safidin’ny fo 2 Hivoaka amin’ny 30 novambra ho avy izao


  • Talata 24 Novambra 2020

Hivoaka amin’ny 30 novambra ho avy izao ny tohin’ilay horonan-tsary

 

 

 

mihetsika Safidin’ny fo 2, vokarin’ny Manou Production. Hampiavaka azy ity raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra ao amin’ny tranom-pamokarana ny fampiarahana ny ilay horonan-tsary andiany voalohany miaraka amin’ilay horonan-tsary vaovao andiany faharoa, tolotra maimaimpoana omena ny mpankafy. 2.000 Ar monja no vidin’izany mba hisarihana ny mpanjifa tsy hividy ny piraty intsony, efa voarafitra anaty DVD. Raha tsiahivina kely dia horonan-tsary mahakasika tantaram-piainana ny Safidin’ny fo 2. Ahitana fihetseham-po maro ao anatiny izay sady mifono hafatra ihany koa. Anisan’ny mpanohana ôfisialy ity horonan-tsary mihetsika ity ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA tantanin-dRafanomezantsoa Jean Nirina. Ezahina haparitaka manerana ny Nosy moa ity horonan-tsary mihetsika ity hahafahana mampahafantatra ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA ihany koa mba ho fantatry ny mpiara-belona rehetra ny antom-pisiany sy ny tanjony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT