kolontsaina

Ny vita Malagasy sy ny tontolo nomerika Ho hita anio anatin’ny hetsika « Voatra »


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Hanokafana ny faha 100 taonan’ny antenimieran’ny varotra eto Antananarivo dia

 

 

 

hiditra amin’ny andiany faha 7 amin’ity anio ity ny hetsika sy varotra fampirantiana momba ireo vokatra Malagasy Voatra. Araka ny fanazavan’ireo mpikarakara sy ny orinasa Telma izay mpanohana ofisialy, dia hampiavaka ity andiany ity ny vita Malagasy manoloana ny tontolo nomerika, izany hoe, hisy ny fampidirana sy fampivoarana ny fandraharahana eto Madagasikara ao anatin’izay tontolo izay sy ny resaka “digitalisation”. Tanjona ankoatr’izay ny hampahafantatra sy hampisongadina ny fahaiza-manao sy mamorona ary mikaroka ny vokatra Malagasy mifanaraka amin’ny kalitao mendrika sy ara-pahasalamana. Miisa 40 eo moa ireo tranoheva handray anjara amin’izy ity manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny 28 novambra izao, raha ny fanazavana hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT