kolontsaina

Iraimbilanja teny Ivato Ny masoandro mody no nampalahelo


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Revy hafa mihitsy no nitranga tetsy amin’ny Au coin coin des saveurs Ivato ny

 

sabotsy teo niaraka tamin’ny tarika Iraimbilanja. Elaela tsy nahitana ireto zokibe andrarezin’ny Rock malagasy ireto, indrindra, noho ny nafitsok’izay fihibohana am-bolana maro izay. Nanakoako teny an-toerana ny fahatsiarovana tanatin’ireo sangan’asan’ny tarika izay tsy afaka am-bavan’ny maro toy ny « Raosy jamba » , « Mosara », « Tao an-tsekoly », « Alitara », sy ny maro hafa. Na dia nezahana naroso tany amin’ny 4 ora sasany tolakandro tany ho any aza ity “cabaret” isan’ny nanamarika ny fiverenan’ny tarika ity dia ny masoandro mody no nampalahelo, hoy ny fitenenana izay.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT