kolontsaina

Dama Mahaleo Hampiara-peo amin’i Ony sy Rainintelo


  • Talata 08 Desambra 2020

Rehefa ela tsy nihaonana tao anaty hahamehana ara-pahasalamana tao dia hiverina

 

hiaka-tsehatra etsy amin’ny Plaza Ampefiloha koa i Dama ao amin’ny tarika Mahaleo ny takarivan’ny zoma 11 desambra izao. Ireo hira nahafantarana an’i Dama hatramin’izay no hibahan-toerana mandritra ity alina nampitondraina ny lohanteny hoe “Tongava re” ity. Hiara-kiantsehatra aminy amin’io fotoana io moa i Rainintelo sy Ony, izay mpindrana ny feon’i Fafah. Hisy araka izany ny fampiaraham-peon’izy telo mirahalahy ireto mandritr’ity fotoana ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT