kolontsaina

Fanambadiana mamarana ny taona Ifandrombahana ny fakana mpikabary


  • Talata 30 Novambra 2021

Mandroso ny tontolon’ny kabary ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana Hajan’ny gasy, ary henonao mihitsy hoe misy rivotra mitsoaka eny amin’ny fiarahamonina.

 Fiteny matetika, hoy izy ireo, ny hoe hanambady amin’ny faran’ny taona. Hifarana tokoa ity ny taona ka be dia be ny mpanambady. Rehefa mihaona sy mifankahita na mifampiresaka amin’ny mpikabary namana maro samihafa, indrindra moa, ny an’ny tena raha ny volana novambra ity sy ny desambra dia hita fa mifandrombaka ny olona amin’ny fakana mpikabary. Tsikaritra eny anivon’ny fiarahamonina fa efa mpikabary avokoa no manatanteraka ny lanonana amin’ny fanateram-bodiondry. Lasa mikabary ny tanora, ny lehibe, ny vehivavy. Mahafinaritra ny mahita izany, hoy hatrany izy ireo.
Legende: Efa lamaody koa ny fitafy Malagasy anaty vodiondry
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT