kolontsaina

Tovo J’Hay Hanolotra seho ho fanarenana ny “Trano Anketsa”


  • Talata 07 Desambra 2021

Etsy amin’ny Saint Michel Amparibe Jacaranda no fotoana miaraka amin’i Tovo J’Hay ny alahady 12 desambra izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Hanolotra seho ho fanarenana ny “Trano Anketsa” ao amin’ity toeram-panabeazana Katolika ity miaraka amin’ireo mpianakavin’ny finoana misehatra ao koa araka izany ity mpanakanto ity. Seho mifanaraka amin’ny toetr’andro sy ny toe-draharaha na irony antsoina hoe “show case” irony izy io mba hamerana ny isan’ireo mpijery izany. Seho anaty trano ary misy ora fidirana maromaro moa raha azavaina tsotsotra no atao hoe “show case”. Tsetsatsetsa tsy aritra kely.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT