• Alakamisy 15 Aprily 2021
kolontsaina.Ra Joce - Tarika Kiaka “Mamay be amin’izao ny fanaovana mozika amin’izao”

Mamay be izao ny fanaovana mozika eto Madagasikara, hoy ny mpanakanto, mpitendry gitara beso no sady mpamoron-kira

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aprily 2021
kolontsaina.Fitsaboana nentim-paharazana Mila tandremana ny fampiasana azy

Tsy marina ny filazana fa tsy misy voka-dratsy ny fampiasana zava-maniry, hoy ny filohan’ny fikambanan’ireo mpitsabo nentim-paharazana na ANTM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aprily 2021
kolontsaina.Rivellino Ravelomahazo “Manana tombony isika manana ny ady gasy”

Hafa kely ny Coronavirus nitranga tamin’ity 2021 ity, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aprily 2021
kolontsaina.“Fandroana 2021” teny Ambohimanga Nangataham-pitahiana hahazoana fahasalamana

Tontosa omaly 11 aprily teny amin'ny Vohitra Masina Ambohimanga ny "Fandroana"

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aprily 2021
kolontsaina.Hiran’i Boy Black Misy vahiny mandika tsy nahazo alalana

Misy mpihira vahiny mandika tsy nahazo alalana ny hiran’ilay mpanakanto Malagasy, Boy Black,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Martsa 2021
kolontsaina.Taa Tense Notolorana “Chevalier de l'ordre National Malagasy”

Nanainga omaly hariva teto Antananarivo io ny nofo mangatsiakan’ilay mpanakanto Rajaonarivony Tsizaraina Nathalie Hortense na i Taa Tense,

Hamaky ny tohiny
FTT