kolontsaina

Fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana “Tohina tolona hahatongavana amin’ny tena fahaleovantena izao”


  • Talata 21 Jona 2022

Fikambanana natsangana hisahana ny lafiny ara-kolontsaina momba ny fitsaboana ny fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana na ANTM, hoy ny filohany, Josephin Andriandrainarivo.

Mandray anjara amin’ity hetsika fampiratiana eto amin’ny Plaza Ampefiloha ity izahay ankehitriny, hoy izy, satria fotoana izao hanetsehana ny hambom-po maha malagasy sy hanandratana ny maha izy azy antsika. Hetsika natao hitsenana ny fankalazana ny faha 62 taona niverenan’ny fahaleovantena moa izy ity ka ho anay dia fahatsiarovana io fa mbola tsy fifaliana hoe nahazo fahaleovantena. Anisan’ny atao hoe tohina tolona hahatongavana amin’ny tena fahaleovantena malagasy ihany izao, hoy hatrany ny ANTM.
J. Mirija
Legende: Ny filohan’ny ANTM omaly tetsy Ampefiloha
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT