• Alarobia 18 Novambra 2020
Toekarena.Entona fandrehitra Naidina 5% ny TVA, 9% ho an’ny vidin’ny tavoahangy

Tontosa ny 16 novambra ny dinika teo amin’ireo mpandraharaha mivondrona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Novambra 2020
Toekarena.Ambohidratrimo Efa mandeha ny asa fanamboarana ny lalan’ny atody

Efa mandeha ny asa fanamboarana ilay lalan’ny atody mirefy 10 km

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Toekarena.Tetibolam-panjakana 2021 Aza miadaladala ianareo, hoy ireo parlemantera

Ho sarotra ho azy no hampandany ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI 2021), hoy ireo Parlemantera mpanohitra, izay nanao fandaharana niainga avy any Antsirabe omaly, notronin’ny avy amin’ny Vondrona Panorama, RMDM, TIM,...

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Toekarena.Mpitrandraka harena an-kibon’ny tany Tsy tokony mbola hokitikitihana ny “code minier”

Mitaky ny hanajana ny lalàna misy ankehitriny momba ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ireo mpisehatra amin’izany, raha ny fitarainan’izy ireo omaly tetsy amin’ny tranoben’ny varotra sy indostria Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Toekarena.Minisitry ny fambolena “Ny digitalisation no hifehezana ny vokatra sy ny tahirim-bary”

Miroso mankany amin’ilay antsoina hoe “digitalisation” ny ministeran’ny fambolena amin’izao fotoana izao, raha ny nambaran’ny Minisitra Lucien Ranarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Toekarena.Seha-pihariana an-dranomasina Hisy paikady ho fampiroboroboana ny toekarena manga

Ny ministeran` ny tontolo iainana dia nitarika fifampiresahana eo amin’ireo mpisehatra voakasika mivantana na an-kolaka amin’ny seha-pihariana an-dranomasina eto Madagasikara (Tontolo iainana, jono, fizahan-tany, harena an-kibon’ny tany, fitaterana an-dranomasina, fanajariana ny tany).

Hamaky ny tohiny
FTT