• Zoma 13 Novambra 2020
Toekarena.Fanafarana entana sy varotra anatiny Nifampidinika nitady ny marimaritra iraisana

Herintaona katroka no nandraisan’ny ANMCC na ny « Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives et Commerciales », sampandraharaha iray eo anivon’ny Ministeran’ny varotra ny fepetra mikasika ireo entana avy any ivelany mitobaka eto amintsika ( bodofotsy, paty, ary vovon-tsavony)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Toekarena.Depiote Jack- vidina lavanila “Tsy nitotongana ohatran’io tanatin’ny 15 taona”

Ny zavatra tokony ho fantatsika dia tsy misy hidiran’ny resaka politika izany fa fampitahana amin’ny maha. Nanomboka ny 2013 hatramin’ny 2018 dia nanomboka tamin’ny 1 000 000 Ar hatramin’ny 3 600 000 Ar ny vidin’ny lavanila, ary lasa manomboka 180 000 Ar hatramin’ny 280 000 Ar monja izy ny taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Toekarena.Ambatovy Hiverina hisokatra

Hiverina hisokatra amin’izay ny orinasa Ambatovy ao Toamasina taorian’ny volana maromaro izay nikatonany vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Toekarena.Olana eo anivon’ny OFMATA Ahiana ho very 300 miliara ariary ny fanjakana

Orinasa manana sata Epic ny OFMATA, izany hoe an’ny orinasa ny 80% ary an’ny fanjakana ny 20%, hoy ny solontenan’ireo mpiasa eo anivon’ity orinasa ity tetsy amin’ny foibeny etsy Antanimena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Toekarena.Fandaharan'asa ODOF Hametraka ho tanjona ny "Distrika iray, indostria iray"

Mikendry ny fampivoarana sy ny fampiroboroboana ny indostria mandinika sy salantsalany (PMI) eny anivon’ny distrika entina manandratra ny fahaiza-manao momban’ny fandraharahan’ny tanora amin` ny alalan` ny fandaharan` asa Distrika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Toekarena.Pr Ralison Roger “Haompano amin’ny sehatra fototra ny vola”

Miiba 3% ny harin-karena amin’izao fotoana izao, ka sarotra ihany ny manarina azy. Sehatra fototra sy faharoa no tokony hanokanana vola bebe kokoa ao anatin’ny titibolam-panjakana na tsy maintsy jerena ihany koa aza ny lafiny sosialy satria tena sahirana ny vahoaka, hoy ny Mpahay Toekarena sy fitantanana Pr Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
FTT