Toekarena

Minisiteran` ny toekarena sy ny vola Hanolotra ny volavolan-dalàna momba ny tetibola 2021 anio


  • Zoma 20 Novambra 2020

Hifantoka kokoa amin`ny fanarenana ara-tsosialy sy toekarena ny volavolan-dalàna

 

 

 

mikasika ny tetibolam-panjakana 2021 izay ho lanian` ny Antenimieram-pirenena, hoy Henri Dominique Razakandrainy, solombavambahoaka voafidy tany Sakaraha. Tetibola mitsinjo ny vahoaka ary mifantoka amin` ny fanarenana ara-tsosialy sy toekarena taorian`ny Covid 19 no holanian` ny Antenimieram-pirenena, hoy izy. “Hanao ny fanolorana ny minisitra tompon’andraikitra. Hisava tsy ho ela ny ahiahy. Andrasana ny votoatiny: eo ny fiatrehana ireo olana ara-tsosialy; eo koa ny fanarenana toekarena izay sahirana noho ny Covid 19”. Marihana fa anio no hanoloran` ny minisitry ny tokerana sy ny vola ny PLFI 2021.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT