Toekarena

Mpizahatany tonga eto Madagasikara Hijery sokatra no anton-dian’ireo 12 %


  • Alakamisy 26 Novambra 2020

Hijery sokatra no anton-dian’ny 12 %-n’ireo mpizahantany vahiny tonga eto

 

 

amintsika ka anisan’ireny ny sokatra radiata. Eto Madagasikara ihany mantsy no ahitana ity karazan-tsokatra iray ity ka tsy maintsy arovana mba hahahana mampidi-bola vahiny betsaka. Tafiditra indrindra ao anatin’izany ny fisian’ilay fifaninanana maka sarina sokatra radiata mbola velona aloha sy aoriana. Sangan’asa 30 tamin’ireo 80 nifaninana no voaray hiatrika ny dingana manaraka, fifaninana nokarakarain’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny Madagascar National Parks ary ny ofisim-pirenena misahana ny fizahantany. Fivahinianana ho an’olon-droa any Farafoday moa no loka hatolotra ireo izay hivoaka ho mpandresy amin’izany arahina fitsidihina ny toerana misy ireo sokatra radiata any amin’ity distrika iray ity. Misokatra ho an’ny rehetra ny fifantenana izay sangan’asa tsara indrindra amin’ny alalan’ny pejy facebook-n’ny mpikarakara. Efa nanomboka ny 24 novambra lasa teo izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT