• Zoma 15 Aprily 2022
Toekarena.Kofona tanteraka ny fitondrana Hangata-bola any amin’ny FMI sy BM indray

Tao anatin’ny andro vitsy no niely ny resaka fa nahazo fampanantsoana any amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Toekarena.Hotel Carlton Anosy Hanomboka rahampitso ny Salon du Chocolat

Hotanterahina rahampitso sabotsy 09 aprily etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy ilay Salon du chocolat et de la gourmandise andiany fahaefatra, karakarain’ny fikambanam-behivavy mpanao asa soa Wdnesday Morning Group.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Toekarena.Hotely eto an-drenivohitra Ampiasaina ny teknolojia amin’ny famandrihana toerana

Tsy mitsaha-mivoatra ny teknolojia. Amin’ny alalan’ny finday monja dia efa hahavitana zavatra maro toy ilay "application version beta"vaovao vao novokarin'ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Toekarena.Cacao Malagasy Tanjona ny hanondrana 25 000 taonina hatramin’ny 2025

Isan’ireo vokatra mampiavaka an’i Madagasikara ny cacao, ary tsara kalitao ny vokatra Malagasy amin’io sehatra iray io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2022
Toekarena.Teknolojia sy ny fizahantany eto Iarivo Hamoraina ny fitadiavana trano fandraisam-bahiny

Hamboarina ny ”application” ahafahan’ny tsirairay mahafantatra sy manamora ny fitadiavana ireo toerana rehetra fandraisam-bahiny sy fisakafoana eto Antananarivo sy ny manodidina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2022
Toekarena.Fandrobana harem-pirenena Vatosoa 55 taonina tratra teto Antananarivo

Tsy mety voafehy ny fitrandrahana tsy ara-dalàna sy ny fikasana hanondranana harena an-kibon’ny tany .Vatosoa milanja 55 Taonina eo ho eo no saron’ny Polisin’ny Harena an-kibon’ny tany (Police des Mines) teto an-drenivohitra,

Hamaky ny tohiny
FTT