- Alatsinainy 16 Mey 2022
Toekarena.Famokarana siramamy Manao andrana ny « Mini-sucrerie » ao Antanamifafy
Mitsimoka tsikelikely ireo orinasa madinika mamokatra ny zavatra ilain’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro.
Hamaky ny tohinyMitsimoka tsikelikely ireo orinasa madinika mamokatra ny zavatra ilain’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro.
Hamaky ny tohinyEfa mankaleo ny maheno menomenona sy fitarainana saika efa ho isan’andro mikasika ity fahatapahan’ny herinaratra eto Madagasikara ity. “Adin’ny izay”,
Hamaky ny tohinyMiandry ireo soso-kevitra avy amin’ny Malagasy mba hahafahana manarina haingana ny toekarena ny Banky iraisam-pirenena, izay eo anilan’i Madagasikara hatrany amin’ny resaka asa fampandrosoana.
Hamaky ny tohinyTsy hanaiky atao fitaovana politika intsony ny mpiasam-panjakana ambony, hoy ny fanambaran’ny federasionin’ny sendikan’ireo mpiasam-panjakana ambony na “Federation des Syndicats des Grands corps de l'Etat” tetsy amin’ny Le Pave Antaninarenina omaly.
Hamaky ny tohinyIlaina ankehitriny, hoy ny manam-pahaizana momba ny fizahantany, Durlin Retogniane, ny manarina ny fizahantany anatiny satria vao afaka krizy isika dia sarotra ny hanome tolotra avy hatrany ireo mpizahatany avy any ivelany fa
Hamaky ny tohinyIlaina ankehitriny, hoy ny manam-pahaizana momba ny fizahantany, Durlin Retogniane, ny manarina ny fizahantany anatiny satria vao afaka krizy isika dia sarotra ny hanome tolotra avy hatrany ireo mpizahatany avy any ivelany
Hamaky ny tohiny