• Talata 07 Jona 2022
Toekarena.Ambatovy Miara-miasa amina orinasa 400

Orinasa goavana eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, fantatra amin’ny fitrandrahana nikela sy kobalta i Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jona 2022
Toekarena.Banky Iraisam-pirenena «Tena mila fanaovaozana ara-paikady ianareo »

Nahena ho 2,6% ny vinavinan’ny fiakaran’ny toekaren’i Madagasikara ho an’ity taona 2022 ity raha 5,4% no nofaritan’ny Fanjakana tany am-boalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jona 2022
Toekarena.Tsy maintsy hiakatra ny vidin-tsolika Vao mainka hidangana ny vidim-piainana

Nikaonan-doha teny amin'ny Lalam-panjakana Mahazoarivo ny resaka solika omaly talata 31 mey, ary niampita tany amin'ny Fiadidian'ny Repoblika sy ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Toekarena.MCB Madagascar feno 30 taona “Tanjona lovain-jafy, miara-mivoatra amin’ny mpanjifa”

Feno 30 taona tamin’ity taona ity ny nijoroan’ny Banky MCB Madagascar, izay rantsan’ny MCB (Maritius Commercial Bank) manana ny foibeny atsy amin’ny Nosy Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Toekarena.Madagasikara Miadana ny fiaingana amin’ny fizahantany

Miadana ny fiaingana amin’ny resaka fizahantany eto Madagasikara izao, hoy ny manam-pahaizana momba azy io, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2022
Toekarena.VOAMAMI Sehatra findramam-bola irosoana amin’ny fihariana

Ankoatra ny fampianarana sy tohana ara-bola dia isany tena mampiavaka sy ahafantarana ny tetikasa tanterahin’ny « Fonds d’intervention pour le developpement » ny vondrona VOAMAMI, izay ahafahan’ireo mpikambana manao tahiry avy amin’ny vatsy ara-bola na koa mindrana vola entina

Hamaky ny tohiny
FTT