Toekarena

Andron’ny tahirim-bolam-panjakana Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay eny Analakely


  • Alarobia 06 Jolay 2022

Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay 2022 izao etsy amin’ny Parvis an’ny lapan’ny tanàna Analakely ny andron’ny tahirim-bolam-panjakana Malagasy.

Hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 60 taonan’ny tahirim-bolam-panjakana Malagasy izy ity, raha ny fanazavana voaray. Ho ampahafantarina amin’io fotoana io ireo anjara andraikitry ny tahirim-bolam-panjakana sy ireo tolotra mahasoa ny vahoaka. Tahirim-bolam-panjakana mivoatra, miasa mahitsy sy ao anatin’ny mangarahara ary lavitry ny kolikoly no atao filamatra, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT