• Talata 21 Jona 2022
Toekarena.Antoko politika MMM “Mila ampiana ny sehatra tsy miankina”

Nifanakalo hevitra sy nifampihaino tamin’ireo mpianatra mpikaroka tao Fenoarivo atsinanana ny zoma teo sy tao Toamasina ny sabotsy 18 jona teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Toekarena.Paul Rabary “Tsy fananana Euro sy Dolara betsaka no olantsika izao”

Tsy hitombona mihitsy ny hoe foanana ny MID dia hivaha ny olana eto Madagasikara, hoy ny mpahaifiarahamonina politika Paul Rabary,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2022
Toekarena.Trosan’ny Air Madagascar 80.000.000 dolara Karohana miaraka amin’ny mpamatsy vola ny vahaolana

Haverina amin'ny laoniny ny Air Madagascar. Efa mitady ny fomba rehetra hanarenanana izany, ny fitondram-panjakana, raha ny nambaran'ny minisitry ny Fitanterana, Ranjatoelina Roland, ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Toekarena.Toby famokarana herinaratra Sahofika Nekena ny 30 tapitrisa euros anjaran’ny Fanjakana

Lany teto anivon’ny Antenimierampirenena omaly 8 jiona 2022 ny volavolan-dalàna laharana faha-001/2022 tamin’ny 27 janoary 2022

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Toekarena.475 miliara Ar tsy very tamin’ny Jirama Mafia very fihinana no migafy, hoy ny Minisitra

Eo anatrehan’ny olana amin’ny famatsiana herinaratra izay antony iray mampahery vaika ny delestazy, niaiky ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo Andry Ramaroson omaly teo anatrehan’ny solombavambahoaka fa tena misY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Toekarena.Fifanarahana amin’ny Arabo Misy zavatra maro mampiahiahy

Mbola manjavozavo tanteraka ny endri-pifanarahana sy fiaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Malagasy tarihin’Atoa Andry Rajoelina sy ny Arabo.

Hamaky ny tohiny
FTT