• Alakamisy 07 Jolay 2022
Toekarena.Tale Jeneralin’ny OMH “Efa 4100Ar ny vidin-tsolika any am-potony”

Nanamafy tamin’ny alalan’ny pejim-baovaon’ny fanjakana ny Tale Jeneralin’ny OMH na ny Ofisim-pirenena momba ny akoron’afo Ato Jean-Baptiste Olivier omaly 06 jona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
Toekarena.Hosoka amin’ny lavanila 500 miliara Ariary ny fatiantoky ny fanjakana

Misokatra ny taom-piotazana lavanila. Efa nisantatra izany nanomboka ny 2 jolay ny tao amin’ny Faritra Vatovavy raha toa ka ny 7 jolay ny an’ny SAVA sy Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
Toekarena.Andron’ny tahirim-bolam-panjakana Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay eny Analakely

Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay 2022 izao etsy amin’ny Parvis an’ny lapan’ny tanàna Analakely ny andron’ny tahirim-bolam-panjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Toekarena.Faktioran-jiro mety hiakatra 80-100% Miantso vonjy sy fanohizana dinika ny GEM

Miantso vonjy amin’ny tompon’andraikitra mpanapa-kevitra sy ny Jirama mba hisian’ny tena marimaritra iraisana amin’ny hiakaran’ny faktioran-jiro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Toekarena.Seha-pihariana lavanila Miteraka ahiahy sy adihevitra ilay CNV

Amin’izao ny seha-pihariana lavanila dia eo ambany fitantanan’ny CNV na “Conseil National de la vanille”, nefa ny mpitantana dia olona tia tena sy tsy itokian’ireo mpisehatra matihanina amin’ny lavanila,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2022
Toekarena.Solika mavesatra avy any Tsimiroro Orinasa lehibe 4 vonona hampiasa azy

Orinasa lehibe 4 eto amin’ny firenena raha kely indrindra no liana sy resy lahatra, ary vonona hampiasa ny solika ao Tsimiroro vokarin’ny Madagascar Oil.

Hamaky ny tohiny
FTT