Toekarena

Harena an-dranomasina Karazana atsantsa 11 amin’ny 72 arovana mafy


  • Alakamisy 14 Jolay 2022

Karazana atsantsa miisa 11 amin’ireo 72 hita eto Madagasikara no voasokajy ao anatin’ny zava-boahary ahiana ho

lany tamingana ka tafiditra ao anatin'ny fifanarahana iraisam-pirenen’ny CITES (Convention Internationale sur le commerce des espèces de faunes et de flores menacées d’extinction) ny fiarovana azy. Hametraka paikady iombonana hiarovana izany harena miavak’i Madagasikara izany ny minisiteran'ny Jono sy ny Toekarena manga miaraka amin'ny minisiteran'ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosona lovainjafy, hoy ny fampitam-baovao. Manatanteraka atrikasa mandritra ny roa andro handrafetana io paikady io miaraka amin’ny tantsoroka avy amin’ny manam-pahaizana iraisam-pirenena, ny minisitera roa tonta ho fanatanterahana ny fifanarahana nataon’i Madagasikara teo anivon’ny CITES.
Nangonin’i Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT