• Talata 13 Septambra 2022
Toekarena.Fampiroboroboana ny indostria Hiteraka harena 1,5 miliara dolara ny PAISF…

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny tetikasa tetikasa PAISF (Projet d’Appui à l’Industrialisation et au Secteur Financier).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
Toekarena.Nosy be “Efa niverina ny 80% n'ireo mpizahatany”

Sahirana dia sahirana izahay tao Nosy be noho ny fandalovan’ny COVID 19 teo, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Vita Gilbert.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Toekarena.Nosonganan’ny dolara ny vola “euro” Miova ny fifandanjan-kery maneran-tany

Tsy mbola hita tao anatin’ny 20 taona, nitotongana ho ambanin’ny dolara ny sandan’ny euro iray. Miantraika eo amin’ny tsena ara-bola Eoropeanina ny krizy ara-angovo sy ny fijotsoana ara-toekarena mahazo ity Kaontinanta ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
Toekarena.Fanondranana volamena Hakarina ny 8% ny tamberim-bidy

Taorian’ny fakan-kevitra nasionaly momba ny fanavaozana ny fehezan-dalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, hakarina hatramin'ny 8 isan-jato ny tamberim-bidy avy amin'ny fanondranana volamena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Toekarena.Pêche Export Mahajanga nirehitra Adin’ny 8 vao voafehy ny afo

Ravan'ny afo Ravan'ny afo ny orinasa Pêche export Mahajanga ny marainan'ny sabotsy 20 aogositra 2022 teo, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Toekarena.Endri-pitantanana ny volam-panjakana “Taratry ny abobo sy ny fampanantenana poakaty”

Ho an’ny tetibolam-panjakana lasitra na LFI 1702 miliara, ny nasiam-panintsiana na LFR 11 665 miliara Ar, ny voasoratra efa “mandaté” 4009 miliara Ar.

Hamaky ny tohiny
FTT